|
|
|
|

Entry1 hatsilo
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3fahafahana mandray sy mahazo ary mahafantatra moramora sy haingana kokoa noho ny sasany sady mahataka-davitra. [1.13]
Explanations in French  4acuité, intelligence. [1.13]
Vocabulary  5 Philosophy

Updated on 2025/09/12