Entry | 1 hatsiatsiaka |
Root | 2 hatsiaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 fraîcheur débarras [1.3] |
Examples |
6 Dia notarihin'i Ptolemea ho eo ambanin'ny lavarangana manodidina ny mpanjaka, mody hoe haka hatsiatsiaka, kanjo voaovany ny fikasany.
[2.996]
7 Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [2.499] |
Derivatives |
|
Updated on 2025/09/19 |
![]() |