Entry hateloana (telo)
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Mandritra ny telo andro: Niasa hateloana izy dia niala
¶ Halavam-potoana tala andro: Nony afaka hateloana taorian' ny nahafatesany, dia nitsangana tamin' ny maty i Kristy [Rajemisa 1985]
English translation [ha-, and telo, three.] three days. [Richardson 1885]
French translation trois jours [Abinal 1888]
Vocabulary 
Quotes 

Updated on 2020/07/31