| Entry | 1 hatanorana |
| Root | 2 tanora |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro [1.1] |
| Explanations in English |
5 youth; the days of youth [1.7] |
| Explanations in French |
6 la jeunesse, le jeune âge [1.8] |
| Proverbs | 7 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 8 hatanorana, 9 hatoranana |
| Updated on 2025/09/12 |
|