| Entry | 1 hasoavina |
| Root | 2 soa |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao tonga soa kokoa:Hohasoavin' ny fanjakana hono ny lalana mankany amintsika amin' ny herintaona
5 Asiana soa: Nohasoavinao ny zanako tamin' ny fampianarana nomenao azy 6 Tahina: Hohasoavin' ny Tompo anie ianao [1.1] |
| Explanations in English |
7 see soa.
[1.2] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 12 anasaviho, 13 anasavohy, hasoavina, 14 voahasina |
| Updated on 2025/11/17 |
|