Entry hasiso (siso)
Part of speech noun
Malagasy definition Fahamaimboan' ny sakafo efa naharitra ela: Loza ny hasison' ireto varimasaka efa ela nitoerana ireto [Rajemisa 1985]
Synonyms fahasiso

2009/02/23