|
|
|
|

Entry1  hasiahana
Root  2 siaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny olona masiaka, lozabe, faly hampijaly ny sasany; halozana. [1.1]
Explanations in English  5 fierceness, violence. [1.7]
Explanations in French  6 Méchanceté. [1.3#222, 1.8]
7 férocité. [1.8]
Examples  8  Azo heverina koa hoe hasiahana maina tsy nisy voka-tsoa mivantana hoa azy nanao azy. [2.472#]
9  Moa tsy asehon' ireo teny ireo fa tena noheveriny ho hasiahana ny lahatra mahafaty ny olombelona? [2.296#]

Anagrams  10 hasahiana, 11 hasiahana

Updated on 2025/09/12