| Entry | 1 hasarotana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 sarotra |
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Toetran' ny zavatra sarotra: Tsy anerany ny hasarotan' ilay asa nomenao ahy Halafosana: Iaraha-mahalala ny hasarotan' ny fiainana amin' izao fotoana izao Fahihirana: Hasarotan' izay lahiantitra re izany! Aleony sempotra miakatra amin' io fiakara-mideza io toy izay lany vola hakana fiarokaretsaka Hatendan-kanina: Loza ny hasarotan' io tovovavy io fa tsy mitsaha-mitsako ny vavany |
| Proverbs | 6 Proverbs containing the word hasarotana |
| Anagrams | 7 anaratsaho, anasatroha, anatsaharo, hanasarota, hasarotana, hatsaranao |
| Updated on 2025/08/10 |
|