Entry harihary
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fisehoana tsara manontolo tsy misy miafina
¶ Hariharin-tany: tany ngazana hita miharihary noho ny tsy fisian' ny ahitra manarontsarona azy
¶ Rikarikan-tany
¶ Hariharintaolana: vatana mahia dia mahia ka hita mitrakitraky ny taolana [Rajemisa 1985]
English translation   exposure. [Richardson 1885]
   exposure to view [Hallanger 1973]
French translation   exposition à la vue [Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Updated on 2016/09/17