| Entry (1/2) | 1 harendrina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Afo arehitra amin'ny bozaka voafatotra amin'ny hazo lavalava, na fanilo entina mandehandeha manodidina ny trano amin' ny andro fandroana na fetim-pirenena malagasy, mba handroaka ny fanahy ratsy tsy hanembantsembana ny fifalian'ny velona
[1.1] |
| Explanations in English |
4 torches of grass, etc., kindled by each family outside the house of the two evenings immediately preceding the annual festival of the fandroana.
[1.2] |
| Explanations in French |
5 feux de joie du fandroana
[1.3#213] |
| Examples |
6 Ny harendrina dia toy ny marika entina mampaha-tsiaro fa tonga ny Fandroana.
[2.857]
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 9 harendrim-boalavo |
| Entry (2/2) | 10 harendrina |
| Part of speech | 11 noun |
| Explanations in Malagasy |
12 Karazana bibikely, manjelanjelatra rehefa manidina amin' ny alina, angamenavava
[1.1#415] |
| Explanations in French |
13 luciole, ver luisant
[1.3#213] |
| Vocabulary | 14 Zoology: invertebrates |
| Other spellings | 15 hirendrina, karendrina, kirendri, kirendrina |
| Updated on 2025/11/09 |
|