|
|
|
|

Entry1  haratsina
Root  2 ratsy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Atao tonga ratsiratsy kokoa: Efa nodiditra ihany / Koto taloha, fa vao mainka noharatsin' ny sakaizany izy.
5 Hamavoina, atao tsinontsinona, zimbaina: Aza haratsina ny nahitana masoandro.
6 Endrikendrehina, hosoran-dratsy, hosoram-potaka: Noharatsin' ny mpiaramiasa aminy tamin' ny lehibeny izy ka very toerana. [1.1]
Explanations in English  7 see ratsy. [1.2]
8 to be vilified. [1.7]
Explanations in French  9 Qu’on rend mauvais, méchant, qu’on dénigre, qu’on calomnie: Taloha tsara fanany izy, fa noharatsin' ny namany (Il était bon autrefois, mais ses camarades l’ont rendu mauvais, l’ont gâté). [1.3#516]
10 qu'on vilipende. [1.8]
Examples  11  Raha vehivavy kosa indray no ompana dia haratsina arakaraka ny volony. [1.519#]
12  Sambatra ianareo, raha haratsina noho ny anaran' i Kristy, fa ny Fanahin' ny voninahitra, dia ny Fanahin' Andriamanitra, mipetraka ao aminareo. [2.996#]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02