|
|
|
|

Entry1  haratsiana
Root  2 ratsy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny olona na zavatra ratsy, na ara-batana izany na ara-panahy: Haratsian-tarehy. Haratsiam-panahy
5 Havetavetana [1.1]
Explanations in English  6 evil, wickedness [1.7]
Explanations in French  7 méchanceté [1.3, 1.8]
8 malheur [1.3, 1.8]
9 malice [1.3]
10 mauvais état, mauvaise qualité, laideur [1.3]
Examples  11  Hahita vehivavy anio, fa ny zanako avy no anamparana ny haratsiana! [1.214#mg]
12  haratsiana amin' izany eto ilay omby satria malemy sy tsy mahavita ny asany ara-dalàna. [1.519#]
Synonyms  13 faharatsiana
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 antsiaraha, haratsiana, 16 hatsaraina, 17 itsaharana

Updated on 2025/11/17