Entry haratsahana (haratsaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tapahina ny romoromo aminy, rantsanana [1.1]
Explanations in English To be cut off straight, to be removed, to be cleared away. [1.2]
Morphology 
Present : haratsahana, haratsahako, haratsahanao, haratsahany, haratsahantsika, haratsahanay, haratsahanareo, haratsahan', haratsahan-, haratsaham-, haratsaha-
Past : noharatsahana, noharatsahako, noharatsahanao, noharatsahany, noharatsahantsika, noharatsahanay, noharatsahanareo, noharatsahan', noharatsahan-, noharatsaham-, noharatsaha-
Future : hoharatsahana, hoharatsahako, hoharatsahanao, hoharatsahany, hoharatsahantsika, hoharatsahanay, hoharatsahanareo, hoharatsahan', hoharatsahan-, hoharatsaham-, hoharatsaha-
Imperative : haratsaho

Updated on 2023/01/05