| Entry | 1 haranana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin' ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony
[1.1] 4 taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo [1.13] |
| Explanations in English |
5 the gizzard
[1.2] |
| Explanations in French |
6 gésier
[1.3#218, 1.13] |
| Vocabulary | 7 Zoology: (in general) |
| Synonyms | 8 dimany |
| All compound words | 9 3 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|