|
|
|
|

Entry (1/2)1  harafesina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3 Tentina menamena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin' ny hamandoana, taim-by: Voan' ny harafesina ity vy ity
4 Misy taim-by, rakotr' io tentina menamena io: Harafesina ny hidim-baravarana fa asio menaka. Indraindray anefa ampiasaina ho solon' ny "harafesina" mpamaritra milaza toetra ny hoe "harafesenina" izay tena tokony ho izy tokoa: Harafesenina ny hidim-baravarana fa asio menaka [1.1]
Explanations in English  5 rust
6 rusty [1.2, 1.7]
Explanations in French  7 rouille
8 rouillé [1.8]
Derivatives 
Adjectives :

Entry (2/2)11  harafesina
Part of speech  12  adjective
Explanations in Malagasy  13 Enti-milaza ny marary efa ambavahoana izay mangana ny molony ary manopy mena ny nifiny [1.1]
Vocabulary  14  Health

Anagrams  15 firesahana, harafesina

Updated on 2025/11/17