| Entry (1/2) | 1 haolo |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1] |
| Explanations in English |
4 wild, untamed, applied chiefly to wild cattle easily soared, as birds frequently shot at [1.2] 5 wild [1.7] |
| Explanations in French |
6 sauvage [1.8] |
| All compound words | 7 4 combinations of this word |
| Synonyms | 8 haolohaolo |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 10 haolo |
| Part of speech | 11 noun |
| Explanations in Malagasy |
12 Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra [1.1] |
| Vocabulary | 13 Tools |
| Anagrams | 14 aholo, 15 haolo, 16 laoho, 17 loaho, 18 Ohola |
| Updated on 2025/10/08 |
|