Entry haoka
Part of speech noun
Malagasy definition Fandavahana na fandoahana; fangaronana hahitana ny miafina, ny tsiambaratelo [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry haoka
Part of speech noun
Malagasy definition Fahamaimaizana, fahadodonana [Rajemisa 1985]
English definition earnest desire, eagerness, craving, longing. [Richardson 1885]
French definition impatience, vif désir de [Abinal 1888]
  [Tankarana] vif désir. [David 1952 (takila F)]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms haokaoka

Entry haoka
Part of speech Unspecified
English definition  [Provincial] for faoka [Richardson 1885]

2017/03/10