|
|
|
|

Entry (1/2)1  haody
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3 azo idirana ve? izany no tena hevitry ny hoe haody, izay fanontaniana tany an-tendrony ary novaliana hoe:
4 "haodiana!" : azo idirana [2.313]
5 Teny fanonona raha vao hiditra an-tranon' olona hovangiana, ka "azo idirana va?" no heviny, ary dia novaliana taloha hoe "haodiana e!" [1.1]
Explanations in English  6 a word used by visitors at the door of a house when they are on the point of entering or wish to enter. [1.2]
7 hello ! (spoken when standing at the door) [1.7]
Explanations in French  8 bonjour ! (se dit devant la porte) [1.8]
Examples  9  Raha hangalatra izy tsy hanao haody. [2.445#]
10  Ka haody, arahaba soa, haody, arahaba tsara. [2.245#]
Derivatives 
Passive verbs :

Entry (2/2)12  haody
Part of speech  13  adjective
Explanations in Malagasy  14 Mahimahina ka mitazantazana lavitra manodidina fa tsy sahy manatona; mahimahina tsy sahy, kaodikaody [1.1]
Explanations in French  15 intimidé, peu rassuré, peu familier, rôdeur [1.3]
Derivatives 
Active verbs :
Adjectives :
Synonyms  18 haodihaody

Anagrams  19 ahôdy, 20 hadio, haody, 21 Hodia

Updated on 2025/11/17