| Entry | 1 hanona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Trondron-dranomamy fatra-pandrapaka izay rehetra hitany, mahatratra an-jatony maro ny nifiny ary misy vombona matanjaka eo amin' ny lamosiny ambany, izay ahafahany miantoraka haingana amin' ny haza kendreny ho azo [1.1] |
| Vocabulary | 4 Zoology: fishes |
| Anagrams | 5 hanona, 6 nahona |
| Updated on 2025/09/12 |
|