| Entry | 1 hano mahavoky |
| Elementary words | 2 hano, 3 mahavoky |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 teny atao amin' ireo olona asaina na tolorana sakafo noho izy efa voky na hita fa kely tsy ampy mizarazara ny omena azy ka tsofina rano [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|