|
|
|
|

Entry1  hanky va re
Elementary words  2 hanky, 3 va, 4 re
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky va re! mpirahalahy ianareo sy Rabe!. [1.1]
Synonyms  7 hanky

Updated on 2025/09/12