|
|
|
|

Entry1  hanimainty
Elementary words  2  hanina, 3  mainty
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  entina milaza ireo hanina toy ny mangahazo, vomanga, saonjo, sns. ivelan' ny vary izay foto-tsakafo [1.1]
Examples  6  Ka halaiko hitaiza ahy izy roa lahy ireo raha mety fa nahitann ny hanina soa indrindra, dia ny vary sy ny hena, fa tsy tahaka ny hanimainty sy ny hanin-kotrana. [1.436#]
Synonyms  7  haninkotrana

Updated on 2025/09/12