hand   
fandramby
[Mod. s. from mandramby (ramby).] The hand. (Prov.) [Richardson 1885]
fitana
provincial for the hand [tanana, held.] [Richardson 1885]
harona
the act ot putting the hand into something; [Hallanger 1973]
mamihin-tanana
To wring the hands [Richardson 1885]
to fold the hands [Hallanger 1973]
mifamihin-tanana
to hold hands [Hallanger 1973]
tanana
Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [Rajemisa 1985]
the hand [Hallanger 1973]
voaharona
taken or felt by the hand in a basket, bag, plate, etc. [Richardson 1885]