|
|
|
|

Entry1  hamarinina
Root  2 marina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Atao izay hahamarina azy: Hamarinina aloha ny tany vao manorina trano.
5 Fotopotorana ny fahamarinany: Hamarino kely ny famerim-bola nomeko anao. [1.1]
Explanations in French  6 qu'on prouve. [1.3, 1.107]
7 qu'on vérifie. [1.3, 1.5]
8 qu'on met d'aplomb, de niveau, qu'on redresse, qu'on corrige, qu'on justifie. [1.3]
Examples  9  Tsy azonareo hamarinina izay lazainareo (Vous ne pouvez pas prouver ce que vous dites) [1.3]
10  hamarinin’ Andriamanitra izay manompo Azy (Dieu justifie ceux qui le servent) [1.3]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Updated on 2025/09/12