Entry hamaintisana (mainty (inty))
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny zavatra mainty: Ny hamaintisany no tsy ahitana ny kary amin' ny alina [Rajemisa 1985]
French definition la noirceur [Abinal 1888]
Synonyms hamainty
Quotes 

Updated on 2019/08/17