|
|
|
|

Entry1  halimo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fifangaroan' ny metaly roa: ny varahina sy ny fira-potsy: Meday halimo no azon' ny fahatelo [1.1]
Vocabulary  4  Chemistry
Other spellings  5 alimo
Synonyms  6 sabamena

Anagrams  halimo, 7 lamohy, 8 maholy, 9 mihalo, 10 mihola, 11 milaho, 12 miloha

Updated on 2025/09/12