|
|
|
|

Entry1  halemana
Root  2 alina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Tsy fananana ahiahy ny mpangalatra (mandritra ny sakafo hariva): Mandry halemana isika izao fa efa azo ilay mpangalatra nampihorohoro ny tanàna. [1.1#406]
Synonyms  5 fahalemana
Proverbs  6  Proverbs containing that word

Anagrams  7 halemana, 8 Hanamela, 9 mahalena, mahaleña

Updated on 2025/11/12