Entry | 1 halehibeazana |
Root | 2 lehibe |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 hangeza: Tsy ny halehibeazanao akory no atahorako anao toetran' ny zavatra lehibe, bevava: Novelabelariny tamin' ny valandresaka ny halehibeazan' ny adidin' ny ray aman-dreny fahanterana, habetsahan' ny taona niainana: Tsy mivoaboaka intsony izy noho ny halehibeazany [1.1#406] |
Examples |
5 eo an-tànanao ny hery amam-pahefana, ary ny tànanao no manome ny halehibeazana amam-pahamafisana ny zavatra rehetra.
[2.996#13.029.012]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |