Entry halavorariana (lavorary)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny halavorariana / Mahavariana ny halavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona [Rajemisa 1985]
Synonyms fahalavorariana

Updated on 2009/02/23