| Entry | 1 halalahina |
| Root | 2 lalaka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Itarina ny sakany, ny velarany: Nohalalahina ny lalana mankany Ambatolaona
5 Halehibiazina: Halalaho ny tranonao famitombo isan-taona ireto ny ankizy 6 Atao be elanelany: Halalaho ireo dabilio ireo fa tsy misy handehanana 7 Ketrahina, atao malefadefaka: Tsy azo halalahina ny lalàna [1.1] |
| Explanations in English |
8 to be made roomy, to be widened
[1.2] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/13 |
|