Entry hako
Part of speech   noun
Malagasy definition   Hambohambo, fisehosehoana ho [Rajemisa 1985]
English definition   self elation, magisterialness, hauteur. [Richardson 1885]
French definition   prétention, air précieux, recherche, délicatesse [Abinal 1888]
Vocabulary  
Derivations  
Synonyms   hakohako

Entry hako
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Bara] dia: olo hako [Rakotosaona 1972]
   [Betsileo] olon-dia: Nahoa no tsa boria ny volo aba Rabia e, sokoa hako (Nahoana no tsy hetezana ny volonao Rabia, moa va tsy olon-dia) [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] dia; tsy tamana: Biby hako [Rakotosaona 1972]

2017/04/01