Entry hafoloana (folo)
Part of speech noun or adjective
Malagasy definition Mandritra ny folo andro: Miasa tanimbary hafoloana
¶ Halavam-potoana folo andro: Niasa foana ireto mpiasa ireto nandritra ny hafoloana [Rajemisa 1985]
English definition ten days. [Richardson 1885]
Vocabulary 

Updated on 2010/05/16