|
|
|
|

Entry1  hafàna
Root  2 fana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra mafana: Arakaraka ny hafanan' ny andro no tokony hanaovana akanjo maivana [1.1]
5 tondron'ny hafanana na ny hatsiâkan'ny zavatra iray [1.13]
Explanations in French  6 température [1.13]
Synonyms  7 mari-pana
All compound words  8  2 combinations of this word

Anagrams  9 fahana, faha~na, 10 fanaha, hafàna

Updated on 2025/11/21