Entry hady fetsy (hady, fetsy)
Part of speech expression
Malagasy definition hady tsy mba lehibe, fa fisakanana ny biby tsy hiampita any ivelan' ny vohitra
¶ hady ahazoana mivoaka sy miditra izay tsy fantatry ny vahiny [Rajemisa 1985]
English translation [ hadi-fetsy ] A small trench [Richardson 1885]

Updated on 2020/07/31