| Entry | 1 hadiovana |
| Root | 2 dio |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Maha te hidera ny hadiovam-pitondran-tenany.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 cleanliness, purity.
[1.2] |
| Synonyms | 6 fahadiovana, hadio |
| Updated on 2025/11/11 |
|