Entry hadaladalana (adaladala (adala))
Part of speech   noun
Examples  
1Hatramin' ny nisamborana an' i Dadafara moa, tsy nisy nampiseho hadaladalana mihitsy izahay tao amin' ny sekoly, na lehibe na kely. [Andraina: Mitaraina, page 225]
2Mbola ampahafirin' ny ho hitanareo izao miseho izao raha mitohy izany ny hadaladalanareo. [Andraina: Mitaraina, page 224]
Morphology  
hadaladalana
hadaladalako
hadaladalanao
hadaladalany
hadaladalantsika
hadaladalanay
hadaladalanareo
hadaladalan'
hadaladalan-
hadaladalam-
hadaladala-
-kadaladalana
-kadaladalako
-kadaladalanao
-kadaladalany
-kadaladalantsika
-kadaladalanay
-kadaladalanareo
-kadaladalan'
-kadaladalan-
-kadaladalam-
-kadaladala-

Updated on 2015/05/07