| Entry | 1 grika |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny firenana monina any amin' ny tanin' i Gresy: Ny filozofy malaza indrindra dia ny Grika, toa an-dry Aristote, Platon, sns
4 Momba an' i Gresy, an' i Gresy na avy any Gresy: Anisan' ny mahavariana indrindra ny tantara grika 5 Anarana nomena ireo mpivaro-toaka taloha teto Madagasikara: Mamo tany amin' ny grika tany indray Rakoto [1.1] |
| Explanations in English |
6 a Greek
[1.7] |
| Explanations in French |
7 grec
[1.8] |
| Examples |
8 Dia hoy izy: Mahay teny grika va ianao?
[2.996]
9 Nianaran' i Benoà ny teny latina sy grika, sady nilofosany koa ny teny frantsay. [2.270] 10 Taloha dia ny grika no nanjana-tany tany amin' ny Romana ka nanome fianarana ho azy ireo. [2.643] |
| Vocabulary | 11 Geography: countries, people |
| Other spellings | 12 girika, greka |
| Analogs | 13 gresy, 14 gresy |
| Article | 15 Randzavola: Grika ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/11/13 |
|