| Entry | 1 grevy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fitokonana tsy hiasa mba ho fitakiana zo na tombontsoa kendrena ho azo, toy ny fisondrotan-karama izany, fanatsarana ny fitondrana, sns [1.1] |
| Explanations in English |
4 strike [3.1] |
| Explanations in French |
5 grève [3.1] |
| Vocabulary | 6 Politique |
| Updated on 2025/09/12 |
|