|
|
|
|

Entry1  grefy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Famindrana tsimo-kazo iray na tahonny misy masony amin' ny hazo hafa mitovy karazana aminy ka asisika amin' ny hoditry ny vatan' ity faharoa mba hahazoana karazana tsaratsara kokoa [1.1]
Explanations in French  4 greffe [1.13]
Examples  5  Ary ny mimoza sy ny grefy maro karazana dia vao niseho hatramin’ ny 1885 eo ho eo. [1.437]
Vocabulary  6  Botany: (in general)
All compound words  7  9 combinations of this word

Updated on 2025/11/09