Entry | 1 gramera |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fitsipi-pitenenana [3.1] |
Examples |
4 Tsy nanao gramera izy, tsy hainy angamba.
[2.245#]
5 Nisy koa nanoratra gramera malagasy tamin' ny fiteny frantsay, - momba ny Tantara : G. [2.113#] 6 Hatrany an-tendrony avaratra ka hatrany atsimo dia iray ny gramera, iray ny santaksa, ary ny ankamaroany aza dia iraisana ny teny tsirairay. [2.285#] |
All compound words |
|
Vocabulary | 8 Linguistics |
Updated on 2025/09/15 |
![]() |