Entry | goyanina | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr. guyane] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Goyana, Amerika atsimo, manara-tsisin' i Atlantika [1.1] | |
Origin | French: guyane. | |
Entry | goyanina | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Mikasika an' i Goyana, an' i Goyana na avy any Goyana [1.1] | |
Origin | French: guyane. | |
Anagrams | angoaiñy, goyanina, ianganoy |
Updated on 2020/07/31 |