| Entry (1/2) | 1 gosy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Sihanaka] tadio
[1.78] 4 Karazan-tadio ary tsy fahita raha tsy amin' ny ririnina any amin' ny morontsiraka [1.1] |
| Explanations in English |
5 [Provincial] a whirlwind of sand. See tadio
[1.2] |
| Vocabulary | 6 Meteorology |
| Entry (2/2) | 7 gosy |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in English |
9 [Provincial] the tack of a sail. [Swa. goshi.]
[1.2] |
| Vocabulary | 10 Navigation |
| All compound words | 11 mandeha gosy |
| Anagrams | 12 giso, gosy |
| Updated on 2026/02/04 |
|