Entry gonehina
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Zaza mohaky ny fampihantana azy [2.643]
Examples Ary noho ny fahasahiranan' Ineny dia noraisin' Idadabe sy Inenibe, ray aman-drenin' Ineny ho taiza-keliny aho, tsy mba nataony zaza gonehina, na tahaka irony ankizy raikitro am-pitenenana hoe: "taizan' antitra ka vitan' ny tonom-bomanga. [2.643]

Updated on 2020/07/31