| Entry | 1 ginehy |
| Root | 2 gehy |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 voagehy, gehezina, fatorana, fehezina: Noginehiny tsara ny entany vao nandeha izy
5 terena: Raha tsy noginehin' ny ray aman-dreniny izy tsy nety nianatra 6 fihinina: Noginehindreniny ela teo ilay zanany vao tonga [1.1] |
| Explanations in English |
7 [passive with infix]
[1.2] |
| Explanations in French |
8 serré, retenu, contraint
[1.3#195] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 12 voagehy |
| Updated on 2025/11/17 |
|