Entry gehina (geka)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Terena, fehezina: Nogehiny tamin' ny hetra ny valahany ~ Geho tsara ireto entana ireto tsy hivaha
¶ Giazana, tsy avala hivoaka: Geho ao an-trano ireto ankizy ireto
¶ Terena hiasa: Nanao tiatia kilalao izay aho ka nogehin' i Dada roba hianatra [Rajemisa 1985]
English definition to be tied, to be bound, to be confined, to be forced, to be constrained [Richardson 1885]
Morphology 
gehina
gehiko
gehinao
gehiny
gehintsika
gehinay
gehinareo
gehin'
gehin-
gehim-
gehi-
nogehina
nogehiko
nogehinao
nogehiny
nogehintsika
nogehinay
nogehinareo
nogehin'
nogehin-
nogehim-
nogehi-
hogehina
hogehiko
hogehinao
hogehiny
hogehintsika
hogehinay
hogehinareo
hogehin'
hogehin-
hogehim-
hogehi-
geho
Other spellings 

2012/12/06