| Entry | 1 gedragedraina |
| Root | 2 gedragedra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Fatorana migoragora tsy mafy tsara: Aza gedragedraina ny tadin' io alika io fa lasa eo io
5 Fehezina malemy loatra, atao rainazy: Nogedragedrainy ny fifehy ny zanany ka lasa naditra ireo nony lehibe [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be loosely tied.
[1.2] |
| Explanations in French |
7 Qu'on relâche ou qu'on lie lâchement, qu'on gouverne avec trop d'indulgence: Nogedragedrainao ny kofehy ka nivaha ny entana (Vous avez lié la corde trop lâchement et le paquet s'est détaché) ~ Aza gedragedrainao ny fifehin' ny ankizy (Ne gouvernez pas les enfants avec trop d'indulgence)
[1.3] |
| Morphology |
|
| Anagrams | gedragedraina, 12 igedragedrana |
| Updated on 2025/09/12 |
|