|
|
|
|

Entry (1/2)1  frezy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.13] fiasana mihodinkodina manana zoro na nify maranitra entina hikaohana vy
Explanations in French  4  [1.13] fraise
Vocabulary  5  Technology
Compound words 

Entry (2/2)10  frezy
Part of speech  11  noun
Explanations in English  12  [3.1] strawberry
Explanations in French  13  [3.1] fraise
Examples  14  [1.369#] Eo ambony latabatra, ela tsy nisy na inona na inona fony mbola fisaka ny kitapom-bola, hisavovona ny sakafo nonofinofisina : nofon-kena, akoho, saosisy, frezy, voankazo tsy an' erany
Vocabulary  15  Botany: fruit

Updated on 2024/12/07