|
|
|
|

Entry1  frantsay
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Frantsa: Mahatratra 50 tapitrisa mahery ny isan' ny Frantsay
4 Mikasika an' i Frantsa, an' i Frantsa na avy any Frantsa: Anisan' ny teny mazava ary azo ilazana angolan-kevitra ny teny frantsay [1.1]
Explanations in English  5 a Frenchman
6 French [1.7]
Explanations in French  7 français [1.8]
Analogs  8  frantsa, 9  frantsa
All compound words  10  2 combinations of this word

Updated on 2025/11/09