|
|
|
|

Entry1  fozoka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 fositra, biby homana ny ati-kazo: Save nisy teo eo moa ny fafaña nanaovan'ny fozoka aze (Tsy misy vanona mihitsy ny hazo fisaka amin' ny anaovan'ny fositra azy) [Betsileo] [1.78]

Anagrams  4 fozako, fozoka

Updated on 2025/11/17