Entry fotografia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fakana sary amin' ny alalan' ny hazavana avy amin' ny zavatra alain-tsary izay miraikitra amin' ny plaky natao manokana ho amin' izany ka apetaka amin' ny taratasy ary mamoaka ilay sary ny sary azo amin' izany, ka amin' izay izy dia matetika atao hoe "sary foto": Ny fotografian' ny fianakaviana [1.1]
Origin French: photographie.

Updated on 2020/07/31